Call for international aid
Due to the devastation caused by the tropical storm ANA and the intense tropical cyclone BATSIRAI, Madagascar has launched a call for international aid in conjunction with the national efforts to assist the victims and to rebuild the infrastructures ruined by these catastrophes.
Contributions and support of any kind for this purpose can be addressed to the National Office for Risk and Disaster Management of Madagascar.
The bank details of the National Office for Risk and Disaster Management is available here.
To facilitate the follow-up and coordination, the Embassy wishes to be informed on any contributions.
Filazana hoan'ireo zanaka ampielezan'i Madadasikara
Ny Masoivohon’i Madagasikara dia mahampafantatra antsika izay manam-paniriana sy manam-pikasana ny hanolo-tanana, na hanome fanampiana, amin’ny endriny rehetra, ho an’ireo mpiray tanindrazana tra-boina any Madagasikara sy ho fihatrehana ireo fanamboarana sy fanarenana ny fahasimbàna sy faharavàna goavana nateraky ny rivo-mahery miampy rotsak’orana mavesatra “Ana” sy “Batsirai”, mba handefa izany amin’ny “Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes (BNGRC)”, izay mandray sy mandrindra ny fitsinjaràna izany.
Ny kaontin’ny BNGRC dia azotsika jerena eto.
Ho fanamoràna ny fanjohina ny tolo-tànana avy amintsika dia sitraka ihany koa raha ampahafantarina ny amin’izany ny Masoivoho amin’ny alalan’ny mailaka mahazatra fifandraisantsika “contact@mdg-london.org”.