Wed, 01 Jan
|Tranonombokim-Pirenena
𝑭𝑰𝑭𝑨𝑵𝑰𝑵𝑨𝑵𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑹𝑬𝑵𝑬𝑵𝑨 𝑯𝑶 𝑨𝑵’𝑵𝒀 𝑳𝑰𝑻𝑬𝑹𝑨𝑻𝑰𝑶𝑹𝑨 2024
Ho fanamarihana ny 𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara ny 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀𝐓𝐈𝐎𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟒
Time & Location
01 Jan 2025, 12:00 GMT
Tranonombokim-Pirenena, 3GM8+VR8, Lalana Lamyne Gueye, Antananarivo, Madagascar
About the event
Ho fanamarihana ny 𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara ny 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀𝐓𝐈𝐎𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟒, izay ahitana sokajy telo:
- 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑎𝑟𝑎𝑛-𝑡𝑜𝑛𝑜𝑛𝑘𝑎𝑙𝑜;
- 𝑇𝑎𝑛𝑡𝑎𝑟𝑎 𝑓𝑜𝑟𝑜𝑛𝑖𝑛𝑎;
- 𝑇𝑎𝑛𝑡𝑎𝑟𝑎 𝑎𝑛𝑎 𝑜𝑛𝑗𝑎𝑚𝑝𝑒𝑜.
Ireto manaraka ireto ny lohahevitra hiompanan'ny asa soratra:
- Ady amin’ny fanolanana
- Fandrindrana fiainam-pianakaviana
Misokatra ho an’ny Malagasy am-pielezana ny fafaninanana, manomboka ny 1 jona 2024 ka hatramin'ny ny 1 janoary 2025 ny fisoratana anarana.
Indro zaraina amintsika amin'ny alalan'ity rohy ity ny andinindinin’ny fitsipika mifehy izany fifaninanana izany sy ny fisy hofenoin’ireo mpandra anjara rehetra.